\v 49 Nidogna Jesosy ary nampiantso anazy. Nantsovin-jare lè jamba, ary nivolagniny hoe: '' Mahereza! Mitsangana! Magnantsova ano Izy.'' \v 50 Nariany ny lambany, ary nitsangana, ka nagnatogna amin'i Jesosy izy.