bmm_mrk_text_ulb/10/46.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 46 Tonga to Jeriko zaré. Raha nivoaka ny tanagna niaraka tamin'ny mpianatra sy fokon'ologna maro be Izy, ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, izay mpangataka sady jamba, niantotra teo amorondalagna. \v 47 Ra naregny izy fa Jesosy avy tagny Nazareta izany, nantetra nihoraka be izy ary nivolagna hoe: ''Ry Jesosy Zanak'i Davida ô, mamindrà fo amiko!''\v 48 Betsaka no nivolagna mafy lè jamba, nivolagna taminy mba hangina. Fa vao maika izy niaka mafy hoe: "Ry Zanak'i Davida ô, mamindrà fo amiko!''