bmm_mrk_text_ulb/10/41.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 41 Raha naregny mômban-jagny ny mpianatra folo hafa, dia vignitra mafy tamin'i Jakoba sy Jaona. \v 42 Nantsovin'i Jesosy ho eo aminare ary nivolagna hoe: ''Fantanan-dreo fa ire izay heverigna ho mpanapaky ny Jentilisa de mpanompo azy ire, ary ny lebibe mpifehy anjare dia manapatra fahefagna aminjare.