bmm_mrk_text_ulb/10/38.txt

1 line
533 B
Plaintext

\v 38 Fa jesosy namaly anjare hoe: ''Tsy fantanan-dre izay angatahinan-dre. Anandre afaka misotro amin'ny kapoaka izay hisotroako va na hatanty ho ato batisa amin'izay hagnanovagna batisa Ana?" \v 39 Ahozin-jare Taminy hoe: "Vitanay izany.'' Ary nivolagna taminjare Jesosy hoe: Ny kapoaka izay ho sotroiko dia ho sotroinan-dre ary amin'ny hanovam-batisa Zaho, no agnanovam-batisa anan-dre koa. \v 40 Fa zegny hipetraka eo antagnan-vanako na eo an-kaviako koza tsy miankina aminah izany, fa izègny dia hoanjareo nagnomagna anjany.''