bmm_mrk_text_ulb/10/35.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 35 Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio,nanantogna Azy ary nivolagna Taminy hoe: ''Mpampianatra ô, mbo tinay raha mba atono izay rehetra angatahinahy amino. \v 36 ''Dia hoziny tamin-jare hoe: ''Ino ny tianare ho atoko ho anareo?" \v 37 Ahozin-jare hoe: "Abela hiarak'ipetraka amino izahay, ka raika ake an-tanan-kavanano ary ny raika eke ank'avino.''