bmm_mrk_text_ulb/10/32.txt

1 line
584 B
Plaintext

\v 32 T'andalagna zare, hiakatra ho agny Jerosalema, ary Jesosy nandè talôhan-jare. Gaga ny mpianatra, ary izay nagnaraka tafaran'Anan-jy dia natahotra. Nantsovin'i Jesosy ho Aminy ndreka izy roa ambiny folo ary nantetra nivolagna ny raha ahazo Anan-jy tsy hoèla Izy. \v 33 ''Zahavo, miakatra ho any Jerosalema antsika izo, ary ny Zanak'Ologna dia hatondro ny mpisorogna be sy mpanora-dalàna. Ho helohin-jare ho faty Izy ary atondrony Jentilisa. \v 34 Ireo dia haneso Azy, handrora Azy, handamokan'Anjy, sy hamono Ananjy. Raha afaka telo andro de hitsangana amin'ny maty Izy.''