bmm_mrk_text_ulb/10/29.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 29 Ary ahozy Jesosy: ''Volagniko maringa aminan-dre, tsy misy ôlogna nafœ ny tragnony, na ny rahalahiny; na ny rahavaviny na ny mamany, na ny papany, na ny zanagny, na ny taniny nohony amina, sy ny Filazantsara, \v 30 ka tsy nahazo avo zato heny amin-jo taonjato ankehitriny zao: dia tragno, rahalahy, rahavavy, mama, zanaka, sy tany miaraka amin'ny fagne-njehagna, ary amin'ny taonjato hoavy, de ny fiaignana mandrakizay. \v 31 Fa maro ny voalognany no holasagna farany, ary ny farany ho lasagna volongnany.''