bmm_mrk_text_ulb/10/26.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 26 De mbola magnana migna ny mpianatra ary nifagnontany hoe: ''Izovy no afaka ho voavonjy?'' \v 27 Nizaha an-jare Jesosy ary Ahozy hoe: ''Tsy vitan'ny ôlogna izany fa vitan'Andriamanitra. Satria ny rahà jiaby de hain'Andriamanitra atô.'' \v 28 Nantetra nizaka taminy i Petera hoe: ''Zahavo, Izahay reto de nafoe ny rehetra ary nagnaraka ano.''