bmm_mrk_text_ulb/10/23.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 23 Nizaha ny magnodigna anan-jy Jesosy ary ny volagna tamin-dreo mpianatra hoe: '' Tegna sarotra hoan'ireo managna harem-be ny miditra ny fanjakan'Andriamanitra!'' \v 24 De magnana taminy teniny ireo mpianatra. Fa ahozy Jesosy tamin-jare hoe: ''Anaka sarotra ny fidiragna ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra! \v 25 Mora kokoa ho an'ny rameva ny miditra amin'ny vody filo, noho ny hidiran'ny mpanakarena ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.''