bmm_mrk_text_ulb/10/20.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 20 De ahozy lè lalahy hoe: ''Mpampianatra ô efa narahiko laitra za hatramin'ny fahatanorako raha jiaby zegny.'' \v 21 Nizaha ananjy Jesosy de tia anan-jy. Ary ahozy Izy tamin'ny hoe: ''Misy raha tsy ampy raika amino. Tsy mahintsy ambidinao izay rehetra anagnano ary amiavo ny mahantra izany, de hanagna haregna any an-dagnitra ano. Avake magnaraha Zaho.'' \v 22 Fa nohizany filazagna izany de nalahelo ka nandeha nangasihasy, satria nanagna fanagnam-be tokoa izy.