\v 15 Volagniko aminan-ndre ny tegna marigna, na zôvy na zôvy tsy mandray ny fanjakan'Andriamanitra kara ny zamadinika de tsy hitsofotra amin-jegny velively izy.''\v 16 Avitake de nibatainy reo zamadinika ka notsofany rano sady nametrahany tagnana.