bmm_mrk_text_ulb/10/10.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 10 Ary raha tô an-dragnon-jare, de mbola namerigna nagnontany mikasika izègny indraika ny mpianatra. \v 11 Ahozy Izy tamin-jare hoe: ''Na zôvy na zôvy lalahy misaraka amin'ny vadiny nangalaka viavy hafa de mijangajanga. \v 12 Raha misaraka amin'ny vadiny ny viavy ka manambady lalahy hafa, de mijangajanga.''