bmm_mrk_text_ulb/10/07.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 7 Amizègny antony zègny de hiala ny papany ndraiky mamany ny lalahy kè hitambatra amin'ny vadiny,\v 8 ary hanjary ho nôfo raika zare roy.' Ka tsy ho roy erika zare, fa ho nôfo raika ihany. \v 9 Ka zègny natambatran'Andriamanitra, de aoka tsy ho sarahin'olom-belogna.''