bmm_mrk_text_ulb/09/47.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 47 Izikoa ny masonô no magnafitohagna ano, alao hiala agny. tsara amino ny miditry ny fanjakan'Andriamanitra miaraka amin'ny maso tôkagna kara zegny maso roai ary hariagna agny amin'ny afobe, \v 48 agny amin'ny toairagna zegny tsy mafaty ny kankan'jaré, ary ny afo tsy manjary vonôgny.