bmm_mrk_text_ulb/09/33.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 33 Avtake tônga takà Kapernaomy zaré, kôfa avy nitsôfotra tan-dragno Izy dia nagnotany ananjy zaré hoe: "Ino ny raha nivolagninare tagny an-dalagna?" \v 34 Fô nangigna zaré. Satria efa nandinika tagny an-dalagna zaré ny amin'jegny maventy indrindra. \v 35 Nitoetry, dia nagnatso iré roembifôlo lahy niaraka Izy ary nivolagna tamin'jare hoe: "Izy koa misy te-ho vôlohany, dia tsy maintsy farany amin'ny jiaby izy ary ho mpanômpon'ny jiaby."