bmm_mrk_text_ulb/09/30.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 30 Niala také zaré ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiàny ho fantan'jôvy na jôvy hoe takaiza zaré, \v 31 fô nampianatra ré mpianatrany Izy. Ahozy tamin'jaré hoe: "Ny zanakôlogna de hatôlotro akagny an-tagnan'ny ôlogna, ké ho vonôn-jaré Izy. Ary kôfa naty Izy.dia afaka telo andro." \v 32 fô tsy takan'jaré io fagnambaragna io, ary natahotra zaré hagnotany Ananjy.