bmm_mrk_text_ulb/09/17.txt

1 line
596 B
Plaintext

\v 17 Ary nisy raiky tamin'jaré fôkon'ôlo namaly Ananjy hoe: "Mpampianatra ô, nindôsiko ho aketo aminô ny zanako lalahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampivôlagna ananjy izy. \v 18 Migôdagna ananjy ràha io kè mampibiribry ananjy avake mifôtafô ranivy izy, sady mihidy vazagna, ary lasa mihènjagna izy. Nangataka tamin'ny mpianatranô zaho mbô handroaka zegny hiala aminanjy, kanaifa tsy vitan'jaré zegny." \v 19 Ary namaly ananjiré Izy hoe: "Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviagna no antèrako aketo aminandré? Mandra-pahoviagna no handifèrako aminandré? Indeso atô aminahy izy."