bmm_mrk_text_ulb/09/14.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 14 Ary kofa niverigny take amin'ny mpianatra zaré, dia nahita fôkon'ôlo maro nagnodidigna anjare ary zaré mpanora-dalàgna nimalo taminanjy. \v 15 Kôfa nahita an'i Jesosy zaré, dia nidagnaka ny fôkon'ôlo jiaby ary ra'igny nihazakazaka nagnatogna Ananjy igny zaré dia nifagnontsanfa Ananjy. \v 16 Nangnotany iré mpianatarany Izy hoe: "Momba nino no mampimalo andré."