bmm_mrk_text_ulb/09/11.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 11 Nagnotany Ananjy zaré hoe: "Nangnakôry zaré mpanôra-dalàgna no nivôlagna fô tsy maintsy avy alôlôha Elia?" \v 12 Dia Ahozy tamin'jaré ré hoe: " Aifa tônga voalôhany Elia hagnarigna ny raha jiaby. Ary akôry voasôratra fô ny Zanak'Ôlogna dia ijaly mafy amin'ndraha maro ary atô kara ôlogna tsy misy dikany? \v 13 Naifa volagniko aminandre fô efa tônga Elia, ary naton'ôlogma taminanjy tiany fôny, araka zegny aifa vôlagnin'ny Sôratra Masigna mamba ananjy."