bmm_mrk_text_ulb/09/09.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 9 Izy kôa nandrôrogno avy tagny an-tanety zaré, de nivolagniny mafy mbo tsy hikoragna na amin'jovy na amini'jovy ny raha hitan'jaré, izikôa tsy efa mitsangagna amin'ny maty ny Zanak'ôlogno. \v 10 Ary de nitazognin'jaré ho anjaré zegny koragna zegny, kanéfa nifanpagnotany zaré ny amin'ny manjary ho dikan'jegny "fitsanganagna amin'ny maty" zegny.