bmm_mrk_text_ulb/08/33.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 33 Fô nitôdiky i Jesosy dè nizaha ny mpianatra ary aviteo nivolagna maf an'i Petera kè nagnano hoe: '' Mialā lavitra zā , ry satana! tsy mbo mandiniky rahan'Anandriamanitra ana, fa nizavatr'ologna.'' \v 34 Avitake te dè nagnatso ny fokonologna sy ny mpianatr'anan-jy Izy, ary ahozy tamin-jaré hoe: '' Râha misy te- hagnaraka zā, dè tsy mèntsy mandā ny tegnany izy, mangala kakazo fijaliagna, ary magnaraha za.