bmm_mrk_text_ulb/08/31.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 31 Nantômboka nampianatra an-jaré Izy fa tsy mèntsy hijaly ny Zanak'Ologna, ary ho toerin'ny lohologna sy lohan'ny mpisorogna ary mpanoratra lalàna, hivonigna kè hitsangana amin'ny maty afaka telo andro.\v 32 Nivolagniko mazava tsara zègny. Aviteo nantsovin'i Petera nangingigna i Jesosy ka nantetra nivolagnan'an-jy mâfy.