bmm_mrk_text_ulb/08/22.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 22 Tônga tagny Betsaida zaré. Nisy jamba rèky nindésin'ôlogna taminânjy, ary nangaviânjâré i jesosy mbo hikasika anan-jy.\v 23 Nindosin'i jesosy tamin'ny tagnany ilay tsimahita, ary nitondra anan-jy hivoaka ny tanagna. Raha nandrôra tamin'ny masony izy ary nametaka ny tagnany taminy, dè nagnontany ananjy izy hoe: '' Mahita râhâ ana?''