bmm_mrk_text_ulb/08/07.txt

1 line
496 B
Plaintext

\v 7 Ary mbôla nanagna lôka hely vitsitsivitsy ihany koa nzaré, raha avy nisôtra nzaré Izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa Izy. \v 8 Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. \v 9 Tokony ho efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. \v 10 Avitaké dia nalèfany nipody nzaré. Tonga dè niakatra agnaty sambo madinika niaraka taminzare mpianatra Izy, ary nandè agny amin'ny faritrin'i Dalmanota nzaré.