bmm_mrk_text_ulb/07/33.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 33 Nitôndra an-dralalahy nitôkagna niala take amin'ny fôkonôlo Izy, dia nagnambaila ny rantsan-tagnany take an-tadigniny Izy, ary raha avy nandrora, dia nikasiky ny lèlany. \v 34 Dia niandra ny lagnitra Izy, dia nisento kè nagnano taminanjy hoe: "Efata," zegny hoe: "Maladia!" \v 35 Ary nalaky take ny tadigniny dia naregny, ary zegny namehy ny lèlany dia potiky ary afaka nivolagna mazava tsara izy.