bmm_mrk_text_ulb/07/31.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 31 Ary Jesosy nibôaka koa niala ny faritry Tyro, dia namaky an'i Sodia hatrany amin'ny Ranomasigan'ny Galilia kè nadaiha ny faritry Dekapolisy. \v 32 Ary nindesin'jarè take Aminanjy ny ôlogno raiky maregniny sady sahiragna izy koa mivôlagna, ary taraigny Taminanjy zaré mbo hamitrahany ny tagnany anminanjy.