bmm_mrk_text_ulb/07/29.txt

1 line
256 B
Plaintext

\v 29 Dia hozy Taminanjy: "Nôho zegny koragnano zegny, afaka mandaiha anô. Efa nivôaka tamin'ny zanakano viavy ny demonia." \v 30 Izy koa niherigny tagny an-dragnony ravahiavy dia nahita ny zaza nandry take ambonin'ny kitrara, ary ny demonia èfa niala.