bmm_mrk_text_ulb/07/20.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 20 Hozy Ananjy: "Zegny mivôaka avy ako amin'ny ôlogno no mahalôto zegny. \v 21 Fô avy ako agnatin'ny ôlogno, avy akô am-pôny, no hivôahan'y saigny-ratsy, ny fahavaitavaitagna, ny halatra, ny famonoagn'ôlogno, \v 22 ny fijangajangagna, fagniriagna, ny haratsiam-pagnahy, ny fitaka, ny fijejojejoagna, ny fialôgnana, ny fiampangagna-lainga, ny fiavôgnana, ny afokagna. \v 23 Zegny raha-ratsy jiaby zegny no mivôaka avy aka agnatin'ny ôlogno ary ré no malôto zegny."