bmm_mrk_text_ulb/07/11.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 11 Kanefa anaré mivôlagna hoe: "Ko misy lalahy araïky mivôlagna babany na ny réniny hoe: "Na ino na ino tiano ho azo taminahy dia efa Korbana," (zegny hoe: "Namiagna an'Andriamanitra") -- \v 12 dia tsy ambèlanaré haganno na ino na ino amin'ny babany sy ny reniny koaza izy. \v 13 Magnafoagna ny tenin'Andriamanitra anaré nôho ny fômban-drazagñaré zô nitagnanaré. Ary raha maro mitôvy amin'jegny koa no atônaré.