bmm_mrk_text_ulb/06/39.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 39 De nandidy ny ôlo jiaby mbô hantotry mitsitôkotôko teo amin' ny ahi-maitso Izy\v 40 .de nantôhotro an-tôkony zato sy dimampolo. Naka ire mofo dimy sy laokan-drano roe Izy,\v 41 niandrandra ny lanitra de nisaotra ka nizarazara ny mofo ary nanolotra izeigny tamin' ire mpianany mbô hamiagna eo anoloan' ny ôlo. Ké nozarainy koa ny laokan-dranomasina roe ho an' izy jiaby.