bmm_mrk_text_ulb/06/23.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 23 'Ary nifanta tamin'anjy nagnäno fô:" Na ino na ino angatahinô aminà, de hamiako anô, hatrami'ny antsasaki 'ny fanjakako.\v 24 De niboaka izy kè nikoragna tamin'ny mamany fô :" ino no angatahiko amin'anjy ?" De ahozy ny mamany hoe:" lôhan" i Jaona mpagnäno Batisa.\v 25 Takeke fognä de nierigna tagny amin'ny mpanjaka izy ,kè nangataka, nagnäno fô:" Tiako amianô anà, zao de zao, ake ambonin' ny lasety ny lôhan'ny Jaona mpagnäno batisa."