bmm_mrk_text_ulb/06/14.txt

1 line
410 B
Plaintext

R\v 14 egnin' i Heroda Mpanjakan'Israely zègny , satria nanjary fanta-daza ny agnaran' i Jesosy. ny asanany nikoragna fô:" Nitsangana tamin'ny maty Jaona mpagnäno batisa kè avy amin'jègny, de miasa akô agnatin' ny ire hery mahavariagna ire.\v 15 Fô ire asanany kôza nivôlagna fô:" Elia Izy." ny asanany mbôla nivôlagna fô:" Mpaminany Izy, karaha araiky tamindre mpaminany tamin'ny andro talôha."