bmm_mrk_text_ulb/05/18.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 18 Raha hiakatra takô amin'ny sambokely Izy, niangavy taminy lè lalahy nipitrahan'ny demonia mbô hiaraka aminy. \v 19 Saingy tsy nikeny Jesosy anefa izy, fô mivôlagniny hoe: "Mandihàna mipody amin'ny tragnono andraiky fianakaviagnano ary tanataro amin-jare jègny naton'ny Tompo tamin'ilay andraiky namindrany fo tamin'ilay!" \v 20 De lasagna nody izy kè nanomboka nagnabara ny raha maventy jègny naton'i Jesosy tamin'azy tagny Dekapolisy, kè talanjogna ny jiaby.