bmm_mrk_text_ulb/05/16.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 16 Ire zahay nahita ny raha nitranga to tamin'lè lalahy nipitrahan'ny demonia le de nintantarain-jare tamin'ny antsipiriany ny mahakasika izany, ary koa nintantara mikasika ny lambo zany tamin-jare. \v 17 De niantetra niangavy Ananjy zare mbo hialany eo amin'ny faritran-jare.