\v 9Kè Izy nagnontany azy fô: '' Azôvy ny agnarano?'' Kè nivaliny fô: '' legiona no agnaranà, satria zahe maro-isa.'' \v 10 Kè nitàvandra marè Taminy hatrany izy tsy handrohagna an-jare agny ivelany faritra.