bmm_mrk_text_ulb/05/07.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 7 Kè nihafatra tamin'ny feo mahery izy fô: '' Ino mô ifankazahoako aminâ ry Jesosy, Zanak' Andriamanitra Ambony Indrindra? Mitavandra anô amin'ny Agnaran' Andriamanitra araiky fô zaho, aza mampijaly ahy.'' \v 8 Fa Izy nivôlagna taminy fô: '' Mibôaha amin io lalahy io, ry fagnahy tsy mady''