bmm_mrk_text_ulb/05/01.txt

1 line
230 B
Plaintext

\v 1 Tônga tagny ampitan-dranomasigna, zare takô amin'ny faritrin'i Gerasena.\v 2 Kôfa niala takô tandàkana hely Jesosy, tônga de nisy lalahy raika azon'ny fagnahy tsy mady kè nagnatogna Ananjy avitagny an-dragnö manara.