bmm_mrk_text_ulb/04/26.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 26 Kôfa hoy ihany koa Izy hoe; " Gny fanjakan'Andriamanitra de tahaka gny ôlo araiky mamafy gny voany amin'ny tany. \v 27 Mandry izy amin'ny alina ary mifoha amin'ny mandraigna, ary gny voa de mitrebogna kè mitsiry, fa tsy fantany hoe ahoana. \v 28 Ny tany de mamoa amin'ny tenany fô: voalohany gny rantsagny, aviake gny tahony, aviake gny voa matoy eo amin'ny tahony. \v 29 Ary kôfa matoy gny voa de avy hatrany izy de handefa fitsangorana, fa efa tonga gny fotoagna fitsagoragna."