bmm_mrk_text_ulb/04/13.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 13 Kôfa ahozy tamin-jare hoe: " Tsy azonare mé ny agnoharagna zeigny? Ahoana zeigny no ahazahoanare ire agnoharagna hafa jiaby? \v 14 Ilay mpamboly izay mamafy ny voa de Ilay araiky izay mamafy ny bakôra. \v 15 Ireto no ilay araika nipariàka tegny an-dalagna, izay namafazana ny Bakôra, kôfa regnin-jare zeigny, de tônga ndreky gny fahavalo ary hangalatra ny Bakôra izay voafafy tamin-jare.