bmm_mrk_text_ulb/04/10.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 10 Kôfa Iziraika Jesosy, dia nagnontany Azy momba io anoharagna io ireo izey marivo Azy sy ireo mpianany roembifolo.\v 11 Ahozy tamin-dre hoe: ho anare no nagnamezagna ny raha mivonin'ny fanjakan'Andriamanitra. Fa ho an' ire any ivelany de fanoharana avokoa, mba amin'ny fotôagna hijahava-jare, eny hijaha Izy ire, nefa tsy hahita, ary \v 12 mbô amin'ny fotôagna hitandrignesan-jare, eny handre izire, nefa tsy hahafantatra izeigny, na koa hiodigna njare de hamindra fo amin-jare Andriamanitra."