bmm_mrk_text_ulb/02/25.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 25 De ahozy Izy tamin-jarere fô: "Mbôla tsy novakianare anga jègny natôn' i Davida raha takô agnatin' ny tsy fahampiagna ndraiky söloagna izy_ndraiky ire vatandehilahy niraidia taminy_\v 26 karakôry ny fômba nitsôfôrany takô andragnön' Andriamanitra tamin' ny andron' i Abiatara mpisoronabe, kè nihinagña ny mofon' ny fanatrehána, jègny tsy ara-dalàna ho an-jôvy na zôvy ny mihinàgna azy afa-tsy ny mpisorona fô, kè mbôla nanomezany maromaro ire jègny niraidia taminy aza?"