\v 23 Tamin'ny andro sabata Jesosy nandeha tagny ankôraka maromaro, kè nitetry nisangötra langombary ny mpianatra. \v 24 Dè ahozin-jareo Fariseo Taminy: "Jahavo, magnino ire no magnano raha tsy araky ny lalágnan' ny andro Sabata?"