bmm_mrk_text_ulb/02/20.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 20 Marivo ny andro hangalagna ny mpampàkatra akèo amin-jare, de amin-jègny andro jègny, no hifady hanigny zare.\v 21 Tsy misy manampina lamba vasoka amin'ny lamba vaovao, raha tsy jègny de iendaka aminy ilay tapa-damba, ny vaovao hiala tamin'ny taloha, kè vômeka ho tsy tsara ny faharotavany.