bmm_mrk_text_ulb/02/18.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 18 Kè nifady hanigna ire mpianatr' i Jaona andraiky ire Fariseo. Vatandehilahy maromaro no nagnatogna Anazy kè nivôlagna tamin'ny fô: " Magnino ñy mpianatr' i Jaona ndraiky ny mpianatr 'ire Fariseo no mifady hanigna, fô ny mpianatranô kôza tsy mbô mifady?" \v 19 De Ahozy Jesosy tamin' zare fô: " Tokony mifady hanigny me ny mpampakatra kô mbôla akà ny mpampàkatra? Kôfa mbôla miraidia amin'zare ake ñy mpampàkatra, de tsy tôkony mifady hanigna zare.