bmm_mrk_text_ulb/01/38.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 38 Ahoziny hoe: "Andaïha antsika agny amin' ny toeragna-hafa, akagny ivaïlany ako amin'iré tanagna magnodidigny, mbo afahako mitory teny agny koa. Fô zegny antony miboahako tatô." \v 39 Dia nivolagna an' i Galilia jiabijiaby Izy, nitôry teny takô amiin'ny Sinagogan'jaré sady nandroaka demonia maro.