bmm_mrk_text_ulb/01/01.txt

1 line
362 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Itö no niatombôhan'ny koragnan'i Jesosy kristy, ilay zanak'Andriamanitra. \v 2 Araky zègny voasõratra ako amin' Isaia mpaminagny hoe: "Itô zahô magnasa ny asaiky hialôha anô, ny araiky agnambôatra ny lalagnanô. \v 3 Misy feo regny magnantso mafy agny agn' efitry hoe: "Atôvo vôgnono ny lalagnan' ny Tompo; Atõvo mahitsy ny lalan- oboany" .