auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-25 02:01:40 -04:00 committed by root
parent 9e0e1c1025
commit f8ee3ac50c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Niala tamin-jègny toèragna zègny Jesosy avitaké nandèha tagny amin'ny faritr'i Joda ndraiky tagny amin'ny faritra ambaniny Reniranon'i Jordana, kè avitake nagnatognan'anjy ny fokon'ologna. Kè araka ny fatôny, de nampianatra anjare ndrèky Izy.\v 2 De nagnontany Ananjy zare Fariseo mbô hizaha Ananjy kè nagnao fô: '' Ara-dàlagna ho any lalahy m vadiny? '' \v 3 Namaly Izy hoe: ''Ino ny nandidian'i Mosesy anan-dre? \v 4 De ahozy njareo fô: '' Mosesy de nagneky ny lalahy raika hanoratra taratasy fanamarignana fisaraham-bady ary magnandefa ananjy avakeo.''
\v 1 Niala tamin-jègny toèragna zègny Jesosy avitaké nandèha tagny amin'ny faritr'i Joda ndraiky tagny amin'ny faritra ambaniny Reniranon'i Jordana, kè avitake nagnatognan'anjy ny fokon'ologna. Kè araka ny fatôny, de nampianatra anjare ndrèky Izy.\v 2 De nagnontany Ananjy zare Fariseo mbô hizaha Ananjy kè nagnao fô: '' Ara-dàlagna ho any lalahy môa magnary vady ? '' \v 3 Namaly Izy fô: '' Ino ny nagnäsan' i Mosesy anan-dre? \v 4 De ahozy njareo fô: '' Mosesy de nagneky ny lalahy raika hagnamia taratasy fanamarignana fisaraham-bady ke magnandefa ananjy avakeo.''