Sun Nov 17 2019 18:12:16 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 18:12:16 -08:00
commit f8bcb100ec
116 changed files with 232 additions and 2 deletions

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nandehandeha tô amin'ny Synagoga indraiky Jesosy ary nisy lalahy maty tagnana takô. \v 2 Nizaha akaiky Ananjy gny sanasanany mbô hahita raha hanasitrana Azy amin'ny Sabata Izy mbô afahanjare magnameloka ananjy.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ahozy Jesosy tamin'ilay lalahy maty tàgnana hoe: "Mitsangàna ary mijaridigna aketo ategnategnan'ny ôlo jiaby aketo."\v 4 De nivôlagna tamin'ny ôlo Izy hoe: "Ara-dalagna mô gny magnano soa amin'ny andro Sabata sa gny magnano tsy tsara; gny mamonjy aigna, sa gny mahafaty? " Nefa njare tsy nahaboka-vôlagna.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nizaha anjare tamin-kavigniragna Jesosy, ary nalahelo Izy nohon'ny hamafin'ny fonjare, dia nikoragna tamin'Ilay lalahy Izy hoe: ''Amparo gny tagnanà." Dia namparin'ilay lalahy gny tagnany ka salama.\v 6 Niboaka ire Fariseo ary nikonokonogna malaky niaraka tamin'ny Herodiana hitady izay fomba amonoana Azy.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Avitaké Jesosy, niaraka tamindreo mpianany, nandehandeha an-dranomasina, ary nisy fôkonolo fontry nagnaraka avy agny Galilia sy avy agny Jodia \v 8 ary avy agny Jeroalema sy avy agny Edoma ary hatrany amin ny onin'i Joridana sy magnodidigna ny Tyra sy Sidona. Rehefa nahare momba ireo raha nataonjare,dia nisy fôkonolo fontry nankeo aminy.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Dia nampizaha sambokely gny mpianany Jesosy ho Ananjy nohon'nyhafontrogn'ôlo take, tsy hifanosehan'ny ôlo Izy. \v 10 Nohon'ny Izy nahasalama ôlo fontry, de nifandrombaka nagnatogna Azy gny ôlo jiaby fontry, izay nanana tsy fahasalamana mba hikasika Azy.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Aky gny nizaha Azy ireo fagnahy maloto, niankohoka to anatrehany, ary hoy Izy ireo hoe: "Anà no Zanak'Andriamanitra."\v 12 Nivolagniny mare ireo mbô tsy hampahalala Azy.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Nangnanika takegny antendrombohitra Izy, ary nagnatsoantso ireo izay tiany, dia nankeo amin'ny ireo. \v 14 Nanendry ireo roe ambinifolo Izy (izay nangizany hoe Apostoly), mba hafanjare miaraka aminy sy hafahany mandefa azy ireo mitory ny hafatra, \v 15 ary hanagna fahefana handroaka demonia. \v 16 Avitake de nanendry ireo roe ambinifolo izy: Simona,izay nomony anarana hoe Petera;

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Jakoba zanak'i Zebedio,sy Jaona rahalahiny, izay nomony ny anarana hoe Boanarijesy, izay midika hoe, zana-baratra;\v 18 ary Andrea, Filipo, Baritolomeo, Matio, Tomasy, Jakoba zanak'i Alfeo, Simona Zelota, \v 19 ary Jodasy Iskariota, izay hamadika Azy.

1
03/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Dia nody tagny andragnony Izy,ary niara-tonga indray gny fôkonolo, hany ka tsy afaka nisakafo akory njare. \v 21 Rehefa nandre gny momba izegny gny fianakaveny, dia niboaka njare haka Azy, satria nokoragni-njare hoe: "Very saina Izy. \v 22 Ary ireo mpanoradalagna izay nidina Avy any Jerosalema dia nikoragna fa: "Itoeran' i Belzeboba Izy" , ka, "Amin'ny alalan'ny mpanapaky ny demonia no angnabolezany gny demonia."

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 De nangizan'i Jesosy hankeo Aminy ireo ka niteny azyireo tamin'ny alalan'ny fanoharana hoe: "Ahoana no hahafahan'i Satana mandroaka an'i Satana? \v 24 Raha misy fanjakana miady andragno, dia ho rava izegny. \v 25 Ary raha misy tokan-trano miady an-andragno, de tsy hadigniela izegny toka-trano izeigny.

1
03/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Raha nitsangana nanohitra ny tenany Satana ary nisaraka, de tsy haharitra, ka hifaragna .\v 27 Fa tsy misy afaka miditra ao amin'ny tragnona lehilahy mahery iray ary mandroba gny fananany Raha tsy mamatotra ilay mahery alongany, ary handroba gny andragnony izy abake.

1
03/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Volagnoko aminare gny tena marina, ho voavela avokoa gny heloky gny zanak'Ologna, na de ireo tèny tsy tsara jiaby izay avoakan'ny vavany aza,\v 29 fa izay miteny tsy tsara ny Fanahy Masina kôza de tsy voavela heloka mandrakizay fa meloka nohon'ny ota mandrakizay."\v 30 Nanambara izegny Jesosy nohon'ny filazan'izy ireo hoe: "Manana fanahy tsy madi Izy."

1
03/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Avitake de tonga gny reniny sy ireo rahalahiny ary nijoro takegny ivelagny. nandefa ôlo nampahalala Azy.\v 32 Nipetraka magnodidigna Azy gny fôkonolo Ahozy re taminy hoe: "Ny reninaosy re rahalahiny dia aka ivelany aka ary mitady ana Izy re."

1
03/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Ary Izy namaly hoe: "Azovy no reniko sy rahalahiko?" \v 34 Ary nijery nagnodidina Azy Izy ary Ahozy hoe: "Jereo , ireto ny reniko sy ny rahalahiko! \v 35 Fa na zovy na zovy magnano gny sitrapon'Andriamanitra, dia izegny ôlo izegny no rahalahiko, sy anabaviko, ary reniko.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary nanômboko nampianatra takeo amoron-dranomasina indraiky Izy, ary nisy fokonôlo fontro nivory nagnodidigna Azy. Nitsôfotro taka an-tsambohely izay take an-dranomasina Izy, ary nidôko taka amin-zegny. Ny fôkonôlo jiaby kôza de nidôko take amoron-dranomasina. \v 2 Nampianatra azy ireo raha fontro tamin'ny alalàn'ny anoharagna Izy, ary takô amin'ny fampianarany, de izao no nivolagniny taminjare.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tandrigneso, Nisy ampamafy handeha hamafy voa ,\v 4 Ary raha namafy izy, dia nisy voa sanany nipariaka tandalagna, ka tônga ireo vôrogno ary nihinagna izeigny.\v 5 Ny voa sanany nipariaka tamin'ny tany feno vatovato, izey tsy nisy tany firy. Tônga de nitsimoka Avy hatrany izy iregny, satria tsy laligny ny tany nisy azy.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 kôfa nibiagna gny masôva, de nalazo Izy ireo, ary satria tsy nisy vahiny Izy ireo. de maina.\v 7 Ny voa hafa niraraka tamin'ny tany feno fantsy. Ary nitrebogna.Ary nahè mavènty ireo fantsy ireo de nangeja ananjy, ke tsy namoa voa.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ny voa sanany nipariaka tamin'ny tany tsara ke namokatra voa teo am-mpitomboana ary nihafontry, ary ny sanany nitombo Avo telopolo heny, ny sanany enimpolo, ary ny sanany zato. \v 9 Avitake de Ahozy hoe: izeigny managna sofigna, aoka Izy hitandregny!"

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Kôfa Iziraika Jesosy, dia nagnontany Azy momba io anoharagna io ireo izey marivo Azy sy ireo mpianany roembifolo.\v 11 Ahozy tamin-dre hoe: ho anare no nagnamezagna ny raha mivonin'ny fanjakan'Andriamanitra. Fa ho an' ire any ivelany de fanoharana avokoa, mba amin'ny fotôagna hijahava-jare, eny hijaha Izy ire, nefa tsy hahita, ary \v 12 mbô amin'ny fotôagna hitandrignesan-jare, eny handre izire, nefa tsy hahafantatra izeigny, na koa hiodigna njare de hamindra fo amin-jare Andriamanitra."

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Kôfa ahozy tamin-jare hoe: " Tsy azonare mé ny agnoharagna zeigny? Ahoana zeigny no ahazahoanare ire agnoharagna hafa jiaby? \v 14 Ilay mpamboly izay mamafy ny voa de Ilay araiky izay mamafy ny bakôra. \v 15 Ireto no ilay araika nipariàka tegny an-dalagna, izay namafazana ny Bakôra, kôfa regnin-jare zeigny, de tônga ndreky gny fahavalo ary hangalatra ny Bakôra izay voafafy tamin-jare.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Tô dreiky ilay voafafy tamin'ny tany feno vatovato, izay, kôfa nandre gny Bakôra, de nandray izeigny tampifaliagna. \v 17 Tsy misy vahañy ao aminjare, fa maharitra fotoagna hely fotsiny. De tônga gny fahoriagna na gny fanenjehagna nohon'ny Bakôra, kè tônga de lavo-njare.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Reigny hafa gno ilay voafafy tamin'ny tany feno fantsy. Notandrignesan-jare gny Bakôra. \v 19 Fa gny fagnahin' izao tontolo izao, gny famitahan'ny harena, sy gny filàna gny raha hafa de tafiditra ka mangeza gny Bakôra, ka tsy mamoa vokatra izeigny. \v 20 Kôfa ire izeigny voafafy tegny amin'ny tany tsara de ire izay mitandregny gny Bakôra kôfa mandray izegny, ke namoa vokatra izy ire-_telopolo,enimpolo, na avy zato henin'izeigny nafafy

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Jesosy nivôlagna taminj-jare hoe: " Indosina ao an-dràgno me gny jiro mbo ho atao ao ambany helitra, na ambanin'ny Kitrara? Indosinà miditra izeigny de hataonà ambodin'ny fitoeana jiro\v 22 . Fa tsy misy raha mivony izey tsy ho fantatra, ary tsy misy tsiambaratelo izey tsy iboaka.\v 23 Raha managna tadigny hoentina mitandregny, aoka Izy hitandregny!"

1
04/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ahozy Izy tamin-jare hoe; " Mitandrema amin'ny Bakôra izay regni-nare, fa arakaraky gny ohatra agnoharanare fô, gno agnoharagna anare, de ampiagna aminare izeigny.\v 25 Satria na azôvy na azôvy managna, de homena fontro kokoa izy, ary na azôvy na azôvy tsy managna , na izay anagnagny aza alaigna aminajy"

1
04/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Kôfa hoy ihany koa Izy hoe; " Gny fanjakan'Andriamanitra de tahaka gny ôlo araiky mamafy gny voany amin'ny tany. \v 27 Mandry izy amin'ny alina ary mifoha amin'ny mandraigna, ary gny voa de mitrebogna kè mitsiry, fa tsy fantany hoe ahoana. \v 28 Ny tany de mamoa amin'ny tenany fô: voalohany gny rantsagny, aviake gny tahony, aviake gny voa matoy eo amin'ny tahony. \v 29 Ary kôfa matoy gny voa de avy hatrany izy de handefa fitsangorana, fa efa tonga gny fotoagna fitsagoragna."

1
04/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Ahozy indraiky Izy hoe; " Ino no azontsika ampitahagna ny fanjakan' Andriamanitra, na Ino no agnoharagna hampiasantsika hagnazavana izeigny?\v 31 Izeigny de karaha voatsinapy izay, kôfa hafafy, de izy no voa hely indrindra amin'ny voa jiaby eto ambodin'ny tany.\v 32 Nefa, kôfa voafafy izeigny, de mitrebogna ary lasa maventy nohon'ny kakazo jiaby, ary mamoa rantsagna vaventy, kè azon'ny voromagnémbagna hagnanôvany ny tragnony eo amin'ny amboniny."

1
04/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Ary agnoharagna fontro karan'izeigny no nagnambarany ny Bakôra tamin-jare ire, arakaraky gny fahazahoan-jare azy, \v 34 ary tsy nivôlagna tamin-jare ire afa- tsy tamin'ny agnoharagna Izy. Kôfa Rehefa araiky Izy, de nohazavainy tamin'ire mpianany manokana ny raha jiaby.

1
04/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Tamin-jegny andro zeigny, kôfa Tônga ny ariva, de ahozy tamin-jare hoe: " Andeha isika hita ery ampita.\v 36 niala teo amin'ireo fokonôlo njare, nitondra an'i Jesosy niaraka njare. Raha igny Izy, tao agnaty sambohely igny. Nisy sambohely hafa nandehandeha diaraiky taminy.\v 37 Avitakè Nanomboka nisy tafio-drivotra be ary ny onjan-nodrano nagnafotra ny sambohely kè efa saika feno rano ny sambohely.

1
04/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 kôfa Jesosy araiky nandry takè ambodin'ny sambokely, tambonin'ny ondagna. nofohazi-njare Izy, nagnontany hoe: " mpampianatra ô, tsy mampagnino anà ve Raha ho faty aketo antsika.?\v 39 Kôfa nifôha Izy, de nivôlagna mafy tamin'ny rivotra, ary nivôlagna tamin'ny ranomasina hoe: " Mitsahara! mitonia! Ary nitsahatra ny rivotra, kè nisy fitoniagna be.

1
04/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Kè Ahozy tamin-jare fô : magnino nare mavôzo? Mbôla tsy managna finoagna fogna me narè ô. ?\v 41 fontro avozo njare kè nifampivôlagna hoe: " azôvy me I aôlo Ty, fô ny rivotra sy ny ranomasina aza manaiky anànjy.?

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nilaôsany io toèragna io kè namonjy ny tanindrazany Izy, Kè nagnaraka Ananjy ire mpianany,\v 2 Kôfa tônga ny andro sabata, de nampianatra takô amin'ny Synagoga Izy. Fôntry ny ôlo nitandregny Ananjy kè variagna zare. Ahozy Izy fô:" Avy Takèza nahazaoagny ire fampianaragna ire?" Ino izao fahendregna namiagna Ananjy zo?" Ino ire fahagagagna izay nataony tagnàny ire?"\v 3 Tsy ilay mpandrafitra igny môa io, ilay zanak' i Maria ary rahalahin' i Jakoba ndraiky Josesy ndraiky Jodasy ndraiky Simona? Tsy miaramonigna amintsika aketo môa ire anabaviny ?" tohigna tamin' i Jesosy zare.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Kôfa ahozy Jesosy tamin-jare fô:" Ts' isy mpaminany tsy hajaigna, afa-tsy amin'ny tanindrazany ndraiky akô amin'ny fianakaviagnany marivo ndraiky akô amin'ny ankohonany manôkagna fô."\v 5 Tsy afaka nagnäno asa mahavariagna Izy, afa-tsy ny famitrahan- tagnana tamin'ny tsy salama vitsivitsy kè magnasitragna an-jare.\v 6 Variagna avy amin'ny tsy finoagna njare Izy. Avitake nandèha nagnodidigna ire tanàgna Izy mbô hampianatra.

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Avitake de nagnantso zare roé ambinifôlo lahy Izy kè nitetry nagnäsa anjare tsiroéroé, kè nagnamia fahefagna take amin'ny fagnahy tsy madi zare, \v 8 kè nagnäsa an-jare tsy hitôndra na ino na ino amin'ny diany, na môfo,na kitapo, na vôla ami'ny an-dilagnany njare_afa tsy tehigna fôgna_ \v 9 fa hagnäno kapa, akè tsy hagnäno ankanjo roé.

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ahozy Izy taminjare fô:" Na oviagna na oviagna anare mitsôfotra an- tragno araiky , de mibodia akô mandra-pialanare akagny.\v 11 kè kô misy tanàgna tsy mampandrôso anare na tsy mitandregny anare ,kôfa miala akô amin-jègny toèragna zègny anare. de ahintsagno vovoka amin'ny tongotrare mbô ho fijoroagna vavolombelogno amin-jare.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 De nènga zare kè nitory fô ny ôlo de tôkony hibèbaka amin'ny fahotagnany.\v 13 Nandroäka demonia fôntry zare , kè nagnôsotro zègny tsy salama fôntry tamin'ny diloilo kè nagnasitragna anjare zare.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
R\v 14 egnin' i Heroda Mpanjakan'Israely zègny , satria nanjary fanta-daza ny agnaran' i Jesosy. ny asanany nikoragna fô:" Nitsangana tamin'ny maty Jaona mpagnäno batisa kè avy amin'jègny, de miasa akô agnatin' ny ire hery mahavariagna ire.\v 15 Fô ire asanany kôza nivôlagna fô:" Elia Izy." ny asanany mbôla nivôlagna fô:" Mpaminany Izy, karaha araiky tamindre mpaminany tamin'ny andro talôha."

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 kôfa naregny anjègny Heroda de ahozy Izy fô;' Jaona, ilay notapahiko lôha igny no nitsangana tamin' ny maty\v 17 . Fa Heroda no nampisambotra an'i Jaona kè nandèfa ananjy tagny an-tragnomaizigna avy tamin- draharahan' i herodiasy ( vadin' i Filipo rahalahiny ) satria novadiny raviavy.

1
06/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa Jaona nivôlagna an' i Heroda fô:" Tsy araka ny lalàgna ny hanambadiananô ny vadin'ny rahalahinô \v 19 ," Fa vignitra taminanjy Herodiasy kè nitady zègny fômba hamonoagna ananjy, kanèfaka tsy afaka,\v 20 avy amin'ny fahatahôran' i Heroda an' i Jaona; fantany fô ôlo marigna sady feno fahamasinagna izy . nanahiran-tsaigna ananjy ny fandrignèsany ananjy, kanèfa mbôla nitandregny ananjy tamim-pifaliagna izy.

1
06/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Avitake nisy irika tamin' ny fitsingerenan' ny taona nahaterahan'i Heroda ke nagnäno fagnasagna ho an' jare lehibeny, ndraiky zare mpifehiny , ndraiky zare mpitarika ny Galilia izy . \v 22 De nitsôfotro ny efitragno fagnäsagna ny zanakavavin'i Herodiasy me nagnäsa an'jare , kè nahafinaritra an'i Heroda ndraiky vahiny nasaina tampihinanagna izy, ahozy ny mpanjaka tamin-drazazaviavy fô:" Angahöé aminà zègny jiaby tianô de amiako anô zègny."

1
06/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 'Ary nifanta tamin'anjy nagnäno fô:" Na ino na ino angatahinô aminà, de hamiako anô, hatrami'ny antsasaki 'ny fanjakako.\v 24 De niboaka izy kè nikoragna tamin'ny mamany fô :" ino no angatahiko amin'anjy ?" De ahozy ny mamany hoe:" lôhan" i Jaona mpagnäno Batisa.\v 25 Takeke fognä de nierigna tagny amin'ny mpanjaka izy ,kè nangataka, nagnäno fô:" Tiako amianô anà, zao de zao, ake ambonin' ny lasety ny lôhan'ny Jaona mpagnäno batisa."

1
06/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Na de nampalahelo mareny mpanjaka aza zeigny, de tsy afaka nifamaka ny fangatahany izy nohon' ny fifantàna nataony sy noho ireo vahininy nasaina tampinanagna .\v 27 Nohon' zeigny de nagnäsa miaramila araiky avy tamin' ny mpiambigna ny mpanjaka kè nagnäsa ananjy hitondra ny Lôhan' i Jaona ho eo aminy .Dila ilay mpiambina kè nanapaka ny lôhany takô an-tragnomaizigna .\v 28 Nindôsiny take amboniny lasety ny lôhany kè natôlony an-drazazaviavy, ke ilay zazavavy nanôlotra anjègny tamin'ny mamany.\v 29 Kôfa naregny anjègny mpianany, de tônga zare kè nalaka ny fatiny kè namètraka njègny takô an-tragno manàra.

1
06/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Niverina tagny amin' i Jesosy njare Apostoly ary nitantara tamin' izay jiaby vitan'jare sy nampianarin' jare.\v 31 Ary ahozy Izy tamin' jare.:" Ndeha isika ho agny amin' ny tany dèzaka ka hiala roboka hely." Fa fontro ny ôlo no nivezivezy, ary tsy nanam-potôagna hihinagna hanigna akory aza njare.\v 32 De nandeha an-tsambohely njare mbô ho agny amin'ny tany dèzaka.

1
06/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 F'anjare nahita azy ire nandeha ary fontry no nahafantatra anjare , de niraidia nihazakazaka an-tongotra avy tagny amin' ny tanàna jiaby zare, ary tônga take taloha njare.\v 34 Kôfa tônga take amin' ny morony zare , de nahatsinjo fokon' ôlo fontry Izy ary nahinakinak' anjare Izy satria karaha ny ondry tsy managna mpiambigna zare ke Nitetry nampianatra raha fontry anjare Izy.

1
06/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Kôfa hariva ny andro , de nagnatona Azy ire mpianany ke nagnano hoe:" Tany dèzaka ity ary ny andro marivo ho hariva sahady.\v 36 Alefaso izire mbô handehanany agny Amin ire vohitra sy tanàna magnodidina hividy hanigna ho an'ny tègna-njare."

1
06/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Fa namaly Izy nagnano tamin' izire hoe:" Omeonare raha hoanigna izire.' De ahozy ire taminy hoe:" Afaka mividy mofo azon' ny denaria roanjato va zahe ka hagnome zeigny azy ire hohanigna?"\v 38 De ahozy Izy tamin' izire hoe:" Firy no mofo anananare? Mandihàna ary jahavo." Kôfa hitany, de ahozy izire hoe:" Mofo dimy sy laokan-dranomasina roe."

1
06/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 De nandidy ny ôlo jiaby mbô hantotry mitsitôkotôko teo amin' ny ahi-maitso Izy\v 40 .de nantôhotro an-tôkony zato sy dimampolo. Naka ire mofo dimy sy laokan-drano roe Izy,\v 41 niandrandra ny lanitra de nisaotra ka nizarazara ny mofo ary nanolotra izeigny tamin' ire mpianany mbô hamiagna eo anoloan' ny ôlo. Ké nozarainy koa ny laokan-dranomasina roe ho an' izy jiaby.

1
06/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 De nihinagna avokoa izy jiaby mandra-pahavokin-zare.\v 43 Nalain'izire ny ambikambiny mofo, izay nahafeno roembinifôlo hilotra mitafotafo, ary koa ny ambin' ire laokan-drano.\v 44 Nisy dimy arivo ire lalahy nihinagna ny mofo.

1
06/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Teo no eo de nasainy niakatra taka an-tsambohely ire mpianany mbô hialôha Azy ho eny ampita, ho any Betsaida, raha nandefa ny fokonôlo Izy \v 46 . Kôfa dila Izy ire , de niakatra tany an-tendrombohitra Izy mbô hivavaka.\v 47 Tônga ny hariva , ary efa teo antegnategnan' ny ranomasina ny sambohely, fa irery tegny an-tanety Izy.

1
06/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48 Kôfa hitany fa sahiragna maré izire nivoy ny sambohely, satria nanohitra mare azy ire ny rivotra. Teo ho eo amin' ny ora fiambenana fahefatry ny alina de nankeo amin' izire Izy, nandeha teny ambony ranomasina, ary te-handalo take amin' izire Izy.\v 49 Fô kôfa nahita Azy nandeha tegny ambony ranomasina izire , de noheverin' izire ho angatra Izy ka nihafatrafatra izire,\v 50 satria nahita Azy izire de raikitra avozo. Teo no eo de nivôlagna tamin' izire hoe:" Matokia! Izaho fô ity! Aza mavôzo!"

1
06/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Kô\v 51 fa niditra taka an-tsambohely niraidia tamin' jare Izy, de nitsahatra tsy nitsoka ny rivotra . De variagna tanteraka izire.\v 52 Kôfa tsy takatry sain' izire ny dikan' ilay mofo. fa kôza, nihamazagna ny fon'izire.

1
06/53.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 53 Kôfa tafita izire ,de tônga taka Genesareta ire ka nitady taka \v 54 .Kôfa nidigna avy taka amin"'ny sambohely izy ire, avy hatrany de fantatry ny ôlo taka izy., \v 55 ka nihazakazaka nagnerana ny faritra jiaby izire ary nanomboka nitondra ny tsy salama tamin' ny kitrarany tany amin' izay jiaby Regnin' izire misy Anazy.

1
06/56.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 56 Fô na takeza na takeza nandihanany na an- tanàna na tanàn-maventy, na tegny amin' ny vohitra hely, de napetrakan-jare" takeo amin' ny kianja ny tsy salama. Niangavy Azy izire mbô hamela azire hikasika ny rambon" ankajony, ary ire fontry izay nikasika Azy de nahivagna.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamin-jègny andro zègny, dè nisy fokonôlogna ndraiky, ary tsy managna raha ohanigna zare. Dè nagnantso ny mpianatra i Jesosy ary nizaka tamin-jaré hoe: \v 2 "Mampalahelo zā iré fokonôlogna ré satria efa telo andro iré nanohy niaraka tamiko ary tsimanagna raha ohanigna. \v 3 Raha avèlako mipody andragnony tsimihinagna are, mety ho toragna agnarabe. Ny asanagny amin-jare, dia avy any lalan-davitra. Namalianan-jy re mpianatra hoe: ''Akaiza no hahazaontsika mofo ampy havokisagna re\v 4 fokonôlo re aty amin-tany foagna karaty?''

1
08/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nagnontany anan-jaré izy hoe: "Firy ny mofo anagnandré?" Hozin-jare hoe: ''Fito'' \v 6 Nandidy ny fokon'olona mbora hitoetra amin'ny tany izy. Nalainy ny mofo fito, dè nisotra izy, ary nanapaka ireo. Natondron'ny mpianatr'anan-jy izègny mbora horasain-jare amin'ny fokonôlogna, ary napetrakan-jare alohan'ny fokonôlogna izègny.

1
08/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ary mbôla nanagna lôka hely vitsitsivitsy ihany koa nzaré, raha avy nisôtra nzaré Izy dia nandidy ny mpianatra mba handroso zègny koa Izy. \v 8 Dia nihinagna zaré ka vôky ary nalain-jare ny tapatapany tavèla, izay nahafeno helotra fito maventy be. \v 9 Tokony ho efatr'arivo te hoe eo ny ologna tamin-jègny. \v 10 Avitaké dia nalèfany nipody nzaré. Tonga dè niakatra agnaty sambo madinika niaraka taminzare mpianatra Izy, ary nandè agny amin'ny faritrin'i Dalmanota nzaré.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 De nibôaka iré fariseo kôfa nanomboka nifamaly taminy. Nizaha famantaragna avitagny andagnitra nzaré, mbôra hitsapagn' Azy. \v 12 Nisento laligna tagny amin'ny fanahiny ary nizaka hoe:" Nahoagna fa mizāha famantaragna ireto taranaka ireto? Nefa volagniko marigna aminandré fa tsisy famantaragna omegna ty taranaka ity zègny''.\v 13 Avitaké dia niala nzaré Izy, nakatra tà agnaty sambo madinika , ary nandé lavitr'agny agnilany.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary adignony mpianatra ny nitôndra mofo niaraka tamin-jaré. Tsy nanagna ankôtrany raika nzaré tagnaty sambo. \v 15 Dia nampitandrigna anan-jire Izy ka nivôlagna hoe: ''Miambegna ary mitandrema amin'ny marisarisan'ireo Fariseo siny matrabatraban'i Heroda''.

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Dè nifagnontany tegna ny mpianatra nagnano hoe: '' Noho antsika tsimanagna mofo zégny.''\v 17 Fantatr' i jesosy zégny, ary hoy izy tamin-jaré :''Nahogna amin'ny tsy fanagnana mofo ny fisaignandré? Mbôla tsy azonandré sa? Mbôla tsy takanandré sa? lasagna dindery ny fona'ndré?

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Managna maso nandré, fa tsy mahita sa? managna tadigny nandré, tsy mitandregny sa? Adignonandre sa ? \v 19 Raha nanapaka mofo dimy ho an'ny olona dimy arivo zā de helotra firy feno tapatapaka mofo zè nalagnonandré? Hozin-jaré taminy hoe: ''Roèmbifolo.''

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Raha nanapaka ré mofo fito hoan'ny ologna efatr'arivo zā, firy helotra ny ambiny nalagnonandré.? Hozin-jaré taminy hoe: ''Fito.'' \v 21 Ary nivolagniny hoe: Mbôla tsy taka-nandré fô?"

1
08/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Tônga tagny Betsaida zaré. Nisy jamba rèky nindésin'ôlogna taminânjy, ary nangaviânjâré i jesosy mbo hikasika anan-jy.\v 23 Nindosin'i jesosy tamin'ny tagnany ilay tsimahita, ary nitondra anan-jy hivoaka ny tanagna. Raha nandrôra tamin'ny masony izy ary nametaka ny tagnany taminy, dè nagnontany ananjy izy hoe: '' Mahita râhâ ana?''

1
08/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 De niandra izy, ka nivolagna hoe: ''Mahita kakazo kàra olôgna mandèdèha zâ.'' \v 25 Napetak'i Jesosy taminy ndraiky ny tagnany, ary nabiagnany ny masony lalahy, de niherigna tamin'ny fahitany talôha izy, ary zègny raha zahavany itany soman-tsara.\v 26 Dia nalèfan'i Jesosy nipody izy ary nizakèny hoe: '' Aza miditra an-tanàgna.''

1
08/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Nandeha Nivôka i Jesosy sy mpianatr'ananjy nandé amin'ny tanagnan'i Kaisaria Filipo. Tandalagna dé nagnontany reo mpianatra izy hoe: '' Hatônôlo zôvy mâ zâ?'' \v 28 Dè namaly anan-jy zaré hoe: "Jaona mpagnano batisa. Ny sasany nizaka hoe: 'Elia', ary ny hafa ndraika nagnano hoe: 'Raika amin'ireo mpaminagny.'''

1
08/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Nagnontany anjareo Izy hoe: '' Rā hanandré kôza magnano azôvy Za?'' Dè namalianan-jy i Petera hoe: '' anô i Kristy''.\v 30 Nampitandrigna anjaré i Jesosy tsy hivolagna ny momba anan-jy na amin-jôvy na amin-jôvy.

1
08/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nantômboka nampianatra an-jaré Izy fa tsy mèntsy hijaly ny Zanak'Ologna, ary ho toerin'ny lohologna sy lohan'ny mpisorogna ary mpanoratra lalàna, hivonigna kè hitsangana amin'ny maty afaka telo andro.\v 32 Nivolagniko mazava tsara zègny. Aviteo nantsovin'i Petera nangingigna i Jesosy ka nantetra nivolagnan'an-jy mâfy.

1
08/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Fô nitôdiky i Jesosy dè nizaha ny mpianatra ary aviteo nivolagna maf an'i Petera kè nagnano hoe: '' Mialā lavitra zā , ry satana! tsy mbo mandiniky rahan'Anandriamanitra ana, fa nizavatr'ologna.'' \v 34 Avitake te dè nagnatso ny fokonologna sy ny mpianatr'anan-jy Izy, ary ahozy tamin-jaré hoe: '' Râha misy te- hagnaraka zā, dè tsy mèntsy mandā ny tegnany izy, mangala kakazo fijaliagna, ary magnaraha za.

1
08/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Na zovy na zovy te-hamonjy ny haignany de hahavery zegny, ary azovy mahavery ny haignany nony amina sy ny filazantsara, de hahavonjy izègny.\v 36 Fa ino nefa tombotsoa azon'ologna raika raha mahazo zô tontolo zô, ary avakeo very ny hignany?\v 37 Ino omegna ny ologna raika takalon'ny aignany?

1
08/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Na zovy na zovy megnatra za sy ny teniko eto amin'ity taranaka mijangajanga sy mpagnota ity, dè megnatra Za migna koa ny zanak'Ologna rehefa tonga ao amin'ny voninanitry ny rainy miaraka amn'ireo anjely masina Izy."

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
11/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 kôfa raha nandeha tagny Jerosalema Izy re, de niàmàriny an'i Betifaga sy Betania, agny an-tendrombohitra Oliva, Kôfa Jesosy nagniraka roe tamin -dre mpianany \v 2 Kôfa nivôlagna taminjare hoe: "Mandihàna amin'iry vohitra hely manolôagna antsena iry. raha tafiditra aka nare, dia hahita zanaboriky raika Mbôla tsy nitengenanôlo. vahao Izy de ndeso aty amiko. \v 3 Raha misy ôlo mivolagna amin-jare hoe: 'magnino nare magnano zô? 'De atôvo hoe: Misy ilain' ny Tompo azy dia haverina haingana aty izy."

2
11/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 4 l Nandeha niboaka izire de nahita zanaboriky tôkana nifatotra take avelagny tragno agnilan'ny tamiagna tôkana také amorondalagna , ary novahanandre ny fatorany. \v 5 Nisy olô sanany nijaridigna také ary nivolagna tamindre hoe : ino raha ataonàre, mamaha io zanaboriky io?"
\v 6 De nikoragniny andre ny volagnan' i Jesosy tamindre, ary nabelan'ôlo nandeha amin'ny lalany izire.

2
11/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 7 Kôfa nindesinjare mpianatra gognalahy roe take amin'i Jesosy gny zaboriky de natôny take
ambonin' izeigny ny sikinan'jare ka afaka nideba azy Jesosy. \v 8 fontry gny ôlo namelatra gny sikinany tègny andalagna,ary gny sasany kôza namelatra ratsan-kazo izay notapatahiny avy tagny antsabö .\v 9 Ireo izay nadeha take alhany sy ireo nagnarakan' Azy nagnatsoantso hoe: " Hozana! deraina ilay tôkana avy tamin'ny Agnaran'ny Tompo \v 10 deraina ny fanjakana ho an'i Davida Babantsika! Hozana amin'ny Avo indrindra! "

1
11/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Avake Jesosy niditra tao Jerosalema ka nakao amin'ny kianjan'ny Tempoly ary nijerijery ny raha jiaby. kôfa, nihariva gny andro dia nizotra nankany Betania izy sy ireo roembinifôlo lahy. \v 12 Gny andro magnaraka raha niverina avy tany Betania izire, de vôasôlogna Izy.

1
11/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Kôfa nahita kakazo aviavy tokana nodoroboka avy tery lavidavitra, de nagnatogna Izy hijery raha misy vôgniny teo aminy ary rehefa nakeo Izy de tsy nahita na inona na inona afa tsy ravigny ny fôgna, fa tsy mbôla taompamozan' ny aviavy tamin' io. \v 14 Ary Izy nivôlagna tamizeigny hoe: tsy hisy hihinagna voa avy aminao intsony mandrakizay." Ary ny mpianany nitandregny izegny.

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Nenga tagny Jerosalema izire ary niditra tao ankianjan'ny Tempoly izy ary nanomboka nandrôaka gny mpivarotra sy ny mpividy jiaby takà. Niravany ny latabatra-njaré mpanakalo vola sy ny sezan- mpivarotra voromailala\v 16 Tsy nambela na iza na iza hitôndra raha izay azo amidy hiditra ny kianjan'ny Tempoly Izy.

1
11/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 De nampianatra andre Izy ka nikoragna hoe: tsy efa voasoratra fô hoe: Ny tragnoko atao hoe tragno fivavahagna ho an'ny firenena jiaby nataonare ho johy fiherehan'ny mpangalatra \v 18 Regninjare mpisorina sy ny mpanoradalana ireo izay nokoragniny dia nitady fomba amonoana azy ireo fa natahotra Azy izy ireo satria ny fôkonolo jiaby varigna tamin'ny fampianarany \v 19 Rehefa tonga gny hariva, de niala ny tanàna izire.

1
11/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 kôfa raha nadeha izy ire gny mandraigna de nahita ilay kakazo aviavy nalazo hatramin'ny vahany \v 21 Ary Petera nahatsiaro ka nikoragna hoe: Raby ô! jahavo nalazo ilay aviavy nozogninà."

1
11/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Jesosy namaly azy ireo hoe: 'Manàgna finoana an'Andriamanitra \v 23 koragniko aminare marina tokoa fa na iza na iza mivôlagna amin'ity tendrombohitra ity hoe :mitsangàna ka mirodàgna agny andranomasina. kôfa tsy misy fisalasalana ao am-pony fa mino fa ho azony izay nikoragniny. de toy izany no ataon' Andriamanitra.

1
11/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Noho ny izegny Izaho mivôlagna aminare hoe: izay jiaby ivavahanare sy angantahire, minoa fa efa nandray izegny ianare de ho azonare izegny. \v 25 Rehefa mijaridigna sy mivavaka ianare de tsy maintsy mamela izay alahelo jiaby izay anagnanare na amin'jôvy na amin'jôvy ianare mba ho ambelan ny Rainare izay agny an-danitra fô koa gny fahotanare.[Fanamarihana: fa gny fandikagna tsara \v 26 indrindra dia tsy maintsy gny hoe :(zahavo matio 15:16 ) MK 11:26" Fa raha tsy mamela heloka kôza anare dia tsy hamela ny fahotanare kôza gny Babanàre izay agny an danitra .

2
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 27 Dia niakatra agny Jerosalema indray izire. Ary raha nandehandeha take ankianjan'ny tempoly Jesosy,
de tônga nagnatogn' Ananjy ny lôhan'ny mpisorona, ny mpanoradalagna, ny loholo \v 28 Ahozy izy ireo taminy hoe "Fahefagna aviitakeza no agnanovanà iregny raha iregny ahozy re taminy hoe: ary iza nagname ana iregny fahefagna iregny.?

1
11/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Jesosy nikoragna tamindre hoe; " hametraka fanontaniana iraika aminare aho .koragno dia volagniko dia holazaiko nare hoe fahefana avy aiza no agnanôvako iregny raha iregny \v 30 Ny Batisan'ny Jaona avy any andanitra va izeigny sa avy amin'ny olona?Valio Aho."

1
11/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nifapidinika miaraka izire sady nifamaly sy nivôlagna raha mamaly antsika hoe avy agny an-danitra de nivolagna izy hoe fa nahoana ary no tsy nino anànjy anare fa raha mamaly kôza antsika hoe :avy amin'ny\v 32 ôlo.....natahotra ny ôlo izire satria resy lahatra ny olo-jiaby fa Jaona de mpaminany tokoa\v 33 Avy namaly an'i Jesosy izire ka nagnano hoe tsy hainé de hoy Jesosy taminjare hoe zah fô koha tsy hivôlagna hoe fahefana aviakeza no agnanôvako iregny raha iregny."

1
11/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 11

1
15/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Vo mahizimbe, de nivôry ny mpisorombe iraidia tamin'ire lohôlo sy ire mpanora-dalana ary ny synedryona Jiosy araika manontôlo. nofatoran-jare Jesosy ary nentin'izire niboaka. natolotr'izire take amin'ny Pilato Izy.\v 2 Nagnotsaf' Anazy pILato hoe: " ianà me no mpanjakan'ny Jiosy? " novaliany hoe : " voalazanà. "\v 3 Nanolotra fiampangagna fontro nanohitra an''i Jesosy ire lôhan'ny mpisorona.

1
15/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nagnotsaf' Anazy indraiky Pilato hoe: " Tsy manome valin-teny vô anà? Jahavo ny anfontrin'ny fiampangana anà indôsin-jare manohitra Aná! "\v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato kôza Jesosy, de nahavariagn' anazy izeigny.

1
15/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Kofa tamin'ny andro firavoravoana, de namoaka gadra araiky ho anazy ire fôgna Pilato, gadra izay angatahi'izy ire. \v 7 Niraidia tamin'ire mpikomy tao am-ponja, teo amin'ire mpamono ôlo izay voatazogna nohon'ny fandraisan'izire anjara tamin'ny fikomiana, dia nisy lalahy araika antsoina hoe :"Barnabasy.\v 8 Dia nankeo amin'ny Pilato ny fokonôlo ka Nanomboka nangataka taminy mbô hagnanôvany anazy ire araky ny fataony tagny aloha.

1
15/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Pilato namaly anazy ire ka nivôlagna hoe:" Tianare vô raha ny Mpanjakan'ny Jiosy no alefako ho anare?"\v 10 Satria fantany fa fialonana no nanoloran'ny lôhan'ny mpisorona an'i Jesosy taminy.\v 11 Fa nagnetagna ny fôkonolo ire lôhan'ny mpisorona mbô hidalala maré fa tokony ho Barabasy kôza no havôsotro.

1
15/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Dia namaly anazy ire indraiky Pilato ka nagnano hoe:" Ino arika izeigny no tôkony ho ataoko amin'ny Mpanjakan'ny Jiosy?" \v 13 De nidalalalala indraiky izire hoe:" Homboy Izy!"

1
15/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ahozy Pilato amin-jare hoe:" Ino ny tsy tsara nataony?" Fa nidalala maré hatrany hatrany izire hoe:" Homboy Izy." \v 15 Te hagnanôvany izay hahafapô azy ire Pilato, koa dia nahafany ho Anazy ire Barabasy. Novangoiny Jesosy ary aviake natolony mbô hofantsiana.

1
15/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Nindosin' ire miaramila ho eo an-kianja Izy ( izay ivon-toeran'ny fanjakana), ary nantsoin-jare jiaby ny antôko miaramila manontolo.\v 17 Nampisikinin' izire lamba volomparasy Jesosy, ary nandrandragna fehiloha fantsy izire ka namemetraka izeigny teo aminy. \v 18 De Nanomboka nangnotsaf' Anazy izire ary nivôlagna hoe:' Arahaba, ry Mpanjakan'ny Jiosy!"

1
15/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Novangohin'izire tamin'ny volotara ny lohany sady nandrora teo aminy. De nandohalika teo anatrehany izire mody nider' Anazy.\v 20 Rehefa avy nagneso Azy izy ire, de nendahin' izire taminy indraiky ny lamba volomparasy ary nampisikinin'izy ire Anazy ny fisikinany manokana , ary de nindesin-jare niboaka Izy mbô hamantsian-jare Anazy.\v 21 Noteren-jare ny mpandalo anakiraiky izay avy agny antsabo mbô hilanja ny kakazofijalian' i Jesosy, lalahy araika angizana hoe Simona Kyreniana Baban'i Aleksandra sy Rofosy.

1
15/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Nindesin-jare miaramila tagny amin'ny toerana atao hoe Golgota Jesosy ( izay midika hoe " Toerana ; ny karakandôha ' ).\v 23 Namian' izire divay nifangaro miora Izy, fa tsy nigiaka an' izeigny Izy.\v 24 De nofantsian-jare Izy, ary nifampizaran-jare tamin' ny alalan' ny ankitsapaka ny fitsikinany mbô hahalalana izay ampahany raisin'ny miaramila tsirairay.

1
15/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
T\v 25 amin'ny ora fahatelo Izy no nofantsian' izire .\v 26 Ary teo amin'ny takelaka kakazo araiky no nosoratan' izire ny fiampangana nanohitra Anazy hoe:" Mpanjakan ' ny Jiosy."\v 27 Jiolahy roe no niraidia nofantsian;' izire taminy, ny araiky teo ankavanany ary ny araiky kosa teo ankaviany.\v 28 [ Fanamarihana: Ireo fandikana taloha tsara indrindra de tsy manitsy ny Marka 15: 28 hoe: " De lavorary ny Soratra Masina magnano hoe:" natao ho isan ' ny mpanota Izy. ! ( Ampitahao ny Lioka 22 : 35 ) ]

1
15/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Ireo izay nandalo teo de naniratsira Anazy, nagnifikifi- dôha ary nagnano hoe;" Aha! Ianao Ilay afaka mandrava ny Tempoly ary magnorina izeigny ao anatin'ny telo andro,\v 30 Vonjeo ny tegnanao ary mandrôrogna avy amin'io kakazofijaliana io!"

1
15/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Ny lôhan'ny mpisorona koa de nagneso Anazy Karaha izeigny, niraidia tamin'ire mpanora-dalana, ary nivôlagna hoe;' Namonjy ny hafa Izy, nefa tsy mahavonjy ny tegnany. \v 32 Aoka Ilay Mesia, Ilay Mpanjakan'Israely, handrôrogno avy akeo amin'ny kakazofijaliana, mbô ho jahavanay ary hinoanay," ary ire nofantsihana niraidia taminy koa de nagneso Anazy.

1
15/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Tamin'ny ora faha enigna, de tônga take amin'ny tany jiaby ny aizina hatramin' ny ora faha sivy. \v 34 Kôfa tamin'izeigny ora fahasivy izeigny de nidalala tamin'ny feo marè Jesosy hoe:" Eloy, Eloy, lamà sabaktany?" izay midika hoe:" Andriamanitro ô, Andriamanitro ô , nahoana Anà no nahafoy Ahy?" \v 35 Ny sanany tamin'izire izay nitsangana take nandregny ny koragnany ka nivôlagna hoe :" Jahavo, magnatso any Elia Izy. "

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More