auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-19 01:38:57 -04:00 committed by root
parent ada147e3ee
commit ec8e16c65b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
lol\v 33 Nifapidinika miaraka izire sady nifamaly sy nivôlagna raha mamaly isika hoe avy any an-danitra de niteny izy hoe fa nahoana ary no tsy nino azy nare \v 32 fa raha mamaly koza isika hoe :avy amin'ny olona.....natahotra ny olona izire satria resy lahatra ny olo-jiaby fa Jaona de mpaminany tokoa \v 31 avy namaly an'i Jesosy izire ka nagnano hoe tsy hainé de hoy Jesosy tamindre ire hoe zaho fô koha tsy hivolagna hoe fahefana avy akeza no agnanôvako iregny raha iregny."
lol\v 33 Nifapidinika miaraka izire sady nifamaly sy nivôlagna raha mamaly antsika hoe avy agny an-danitra de nivolagna izy hoe fa nahoana ary no tsy nino anànjy anare \v 32 fa raha mamaly kôza isika hoe :avy amin'ny olona.....natahotra ny olona izire satria resy lahatra ny olo-jiaby fa Jaona de mpaminany tokoa \v 31 avy namaly an'i Jesosy izire ka nagnano hoe tsy hainé de hoy Jesosy tamindre ire hoe zaho fô koha tsy hivolagna hoe fahefana avy akeza no agnanôvako iregny raha iregny."