auto save

This commit is contained in:
MAD103 2019-10-21 01:32:51 -04:00 committed by root
parent 15fee0f849
commit e83e36618e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Vo mahizimbe, de nivôry ny mpisorombe iraidia tamin'ire loholo sy ire mpanora-daalana ary ny synedryona Jiosy araika manontolo. nofatoran-jare Jesosy ary nentin'izire niboaka. natolotr'izire take amin'ny Pilato Izy. Nagnotsaf' Azy pILato hoe: " ianà me no mpanjakan'ny Jiosy? " novaaliany hoe : " voalazanà. " nanolotra fiampangagna fontro nanohitra an''i Jesosy ire lôhan'ny mpisorona.
\v 1 \v 2 \v 3 Vo mahizimbe, de nivôry ny mpisorombe iraidia tamin'ire lohôlo sy ire mpanora-daalana ary ny synedryona Jiosy araika manontôlo. nofatoran-jare Jesosy ary nentin'izire niboaka. natolotr'izire take amin'ny Pilato Izy. Nagnotsaf' Azy pILato hoe: " ianà me no mpanjakan'ny Jiosy? " novaliany hoe : " voalazanà. " Nanolotra fiampangagna fontro nanohitra an''i Jesosy ire lôhan'ny mpisorona.